Judges 8:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Gideona: Rahalahiko, zanaky ny reniko, ireo. Raha velona koa NY TOMPO, tsy mba hovonoiko ianareo raha novelominareo ireo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy: «Ny rahalahiko, zanak’i neny indrindra izany. Velona i Iaveh! Tsy matiko ianareo, raha namelona an’ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Gidehôna taminy: –Rahalahiko, zanakalahin’ny reniko mihitsy ireny. Velona ny TOMPO ka mianiana aho fa raha tsy novonoinareo ho faty ireny, dia tsy hovonoiko ho faty koa ianareo!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Rahalahiko, zanaky ny reniko ireo. Raha velona koa Jehovah, dia tsy mba hovonoiko ianareo, raha novelominareo ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Gideona: Rahalahiko, zanaky ny reniko, ireo. Raha velona koa NY TOMPO, tsy mba hovonoiko ianareo raha novelominareo ireo!
malagasy
Ary hoy izy: Rahalahiko, zanaky ny reniko ireo. Raha velona koa Jehovah, dia tsy mba hovonoiko ianareo, raha novelominareo ireo.