Judges 8:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Gideona taminy: Zinona izao nataoko izao raha oharina amin’izay nataonareo? Tsy tsara noho ny fiotazam-boalobok’i Abiezera va ny fitsimponam-boalobok’i Efraima?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no navalin’i Jedeôna azy: «Zinona moa no nataoko raha oharina amin’ny anareo? Moa tsy ny fitsimponam-boalobok’i Efraima aza no tsara, noho ny fararanom-boalobok’i Abiesera?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly azy i Gidehôna ka nanao hoe: –Inona moa izay nataoko raha mitaha amin’ny zava-bitanareo? Moa tsy ny firotsahanareo Efraîmita na dia teo amin’ny sehatra kely aza ve no tsara lavitra noho ny nataon’ny tarika abihezerita fiaviako?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Gideona taminy: Zinona izao nataoko izao. raha oharina amin'izay nataonareo? Tsy tsara va ny fitsimponam-boalobok'i Efraima noho ny fiotazam-boalobok'i Abiezera?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Gideona taminy: Zinona izao nataoko izao raha oharina amin’izay nataonareo? Tsy tsara noho ny fiotazam-boalobok’i Abiezera va ny fitsimponam-boalobok’i Efraima?
malagasy
Fa hoy Gideona taminy: Zinona izao nataoko izao. raha oharina amin'izay nataonareo? Tsy tsara va ny fitsimponam-boalobok'i Efraima noho ny fiotazam-boalobok'i Abiezera?