Judges 8:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Zebaha sy i Zalmona: Aoka ianao no hitsangana hamely anay! Fa araka ny toetry ny olona ihany ny heriny. Dia nitsangana i Gideona ka namono an’i Zebaha sy i Zalmona ary naka ny ravaka sarim-bolan-tsinana izay teo amin’ny vozon’ny ramevany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Zebea sy i Salmanà: «Ny tenanao no mitsangàna dia miantoraha aminay, fa araka ny toetry ny olona ihany no heriny». Nitsangana i Jedeôna ka namono an’i Zebea sy i Salmanà, ary naka ny sarim-bolan-tsinana teny amin’ny vozon-dramevan’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Zebaha sy i Tsalmonà tamin’i Gidehôna: –Aoka ny tenanao mihitsy no hamono hahafaty anay, satria adidin’ny lehilahy mahery fo ny manao izany! Dia nitsangana i Gidehôna ka namono hahafaty ireo mpanjaka roa lahy; ary nalainy ny firavaka nihantona teny am-bozon’ireo ramevany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Zebaha sy Zalmona: Aoka ianao no hitsangana hamely anay; fa araka ny toetry ny olona ihany ny heriny. Dia nitsangana Gideona ka namono an'i Zebaha sy Zalmona ary naka ny ravaka sarim-bolan-tsinana, izay teo amin'ny vozon'ny ramevany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Zebaha sy i Zalmona: Aoka ianao no hitsangana hamely anay! Fa araka ny toetry ny olona ihany ny heriny. Dia nitsangana i Gideona ka namono an’i Zebaha sy i Zalmona ary naka ny ravaka sarim-bolan-tsinana izay teo amin’ny vozon’ny ramevany.
malagasy