Judges 8:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny lehilahin’ny Israely tamin’i Gideona: Aoka ianao sy ny zanakao ary ny zafinao no hanapaka aminay fa namonjy anay tamin’ny tanan’ny Midianita ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny lehilahy amin’i Israely tamin’i Jedeôna: «Aoka hanjaka aminay ianao sy ny zanakao ary ny zafinao, satria ianao no nanafaka anay tamin’ny tanan’i Madiàna».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany dia hoy ny Israelita tamin’i Gidehôna: –Aoka ianao no hanjaka aminay ary ny zanakalahinao sy ny zafinao no handimby anao, satria ianao no nanafaka anay tamin’ny Midianita.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny lehilahy amin'ny Isiraely tamin'i Gideona: Manapaha anay ianao sy ny zanakao ary ny zafinao; fa efa namonjy anay tamin'ny tanan'ny Midiana ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny lehilahin’ny Israely tamin’i Gideona: Aoka ianao sy ny zanakao ary ny zafinao no hanapaka aminay fa namonjy anay tamin’ny tanan’ny Midianita ianao.
malagasy
Dia hoy ny lehilahy amin'ny Isiraely tamin'i Gideona: Manapaha anay ianao sy ny zanakao ary ny zafinao; fa efa namonjy anay tamin'ny tanan'ny Midiana ianao.