Judges 8:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Gideona taminy: Tsy hanapaka aminareo aho, ary tsy hanapaka aminareo koa ny zanako; NY TOMPO ihany no hanapaka aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Jedeôna taminy: «Tsy hanjaka aminareo aho, na ny zanako, fa i Iaveh ihany no hanjaka aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Gidehôna hoe: –Tsia, tsy ho mpanjakanareo na ny tenako na ny zanakalahiko, fa ny TOMPO no ho mpanjakanareo.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Gideona taminy: Tsy hanapaka anareo aho, ary tsy hanapaka anareo koa ny zanako; Jehovah ihany no hanapaka anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Gideona taminy: Tsy hanapaka aminareo aho, ary tsy hanapaka aminareo koa ny zanako; NY TOMPO ihany no hanapaka aminareo.
malagasy
Fa hoy Gideona taminy: Tsy hanapaka anareo aho, ary tsy hanapaka anareo koa ny zanako; Jehovah ihany no hanapaka anareo.