Judges 8:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy ireo: Eny, homenay tokoa izany. Dia namelatra lamba ny olona ka samy nanipy kavina izay avy tamin’ny babony teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny olona: «Omenay an-tsitrapo raha izany». Sady namelatra lamba izy ireo ka samy nanipy ny peratra azony tamin’ny babo avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny navalin’ny Israelita an’i Gidehôna: –Eny, fa homenay anao tokoa izany. Dia namelatra lamba iray tamin’ny tany ireo ka samy nanipy haba volamena iray teo, dia haba nalain’ny isan’olona tamin’ny babony avy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy kosa ny olona: Eny, fa homenay tokoa izany. Dia namelatra lamba ny olona, ka samy nanipy ny kavina izay avy tamin'ny babony teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy ireo: Eny, homenay tokoa izany. Dia namelatra lamba ny olona ka samy nanipy kavina izay avy tamin’ny babony teo.
malagasy
Dia hoy kosa ny olona: Eny, fa homenay tokoa izany. Dia namelatra lamba ny olona, ka samy nanipy ny kavina izay avy tamin'ny babony teo.