Judges 8:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voaetry teo anoloan’ny Zanak’Israely ny Midianita ka tsy nahatraka ny lohany intsony. Nandry nandritra ny efapolo taona ny tany tamin’ny andron’i Gideona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia voaetry teo anatrehan’ny zanak’i Israely i Madiàna, fa tsy nahatraka ny lohany intsony, ka nandry efapolo taona ny tany tamin’ny andron’i Jedeôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Resin’ny Israelita hatreo ny Midianita ka tsy nahatraka tamin’ny fahareseny intsony; koa nandry fahalemana ny tany nandritra ny efapolo taona nahaveloman’i Gidehôna.
Malagasy Bible 1865
Dia resy teo anoloan'ny Zanak'Isiraely ny Midiana ka tsy nahatraka ny lohany intsony. Dia nandry efa-polo taona ny tany tamin'ny andron'i Gideona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voaetry teo anoloan’ny Zanak’Israely ny Midianita ka tsy nahatraka ny lohany intsony. Nandry nandritra ny efapolo taona ny tany tamin’ny andron’i Gideona.
malagasy
Dia resy teo anoloan'ny Zanak'Isiraely ny Midiana ka tsy nahatraka ny lohany intsony. Dia nandry efa-polo taona ny tany tamin'ny andron'i Gideona.