Judges 8:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lasa nandeha i Jerobaala, zanak’i Joasy, ka nitoetra tao an-tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody i Jerobaala zanak’i Jôasy, ka nonina tao an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Jerobahala na hoe Gidehôna, zanakalahin’i Jôasy, dia niverina nonina tany an-tranony.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha Jerobala, zanak'i Joasy, ka nitoetra tao an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lasa nandeha i Jerobaala, zanak’i Joasy, ka nitoetra tao an-tranony.
malagasy
Dia nandeha Jerobala, zanak'i Joasy, ka nitoetra tao an-tranony.