Judges 8:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanan-janaka fitopolo lahy izay naterany i Gideona, satria maro ny vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fitopolo lahy no zanaka naterak’i Jedeôna fa maro vady izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanan-janakalahy fitopolo izy satria maro vady.
Malagasy Bible 1865
Ary Gideona nanan-janaka fito-polo lahy izay naterany: fa maro vady izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanan-janaka fitopolo lahy izay naterany i Gideona, satria maro ny vadiny.
malagasy
Ary Gideona nanan-janaka fito-polo lahy izay naterany: fa maro vady izy.