Judges 8:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vady tsindranony izay tany Sekema dia niteraka zazalahy iray taminy koa, ary ny anarany dia nataony hoe Abimeleka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteraka zazalahy taminy ny vadintsindranony tany Sikema, ka natao hoe Abimeleka ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy vadikeliny tao Sekema, izay niterahany zanakalahy nantsoina hoe Abimelèka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vaditsindranony, izay tany Sekema, dia niteraka zazalahy taminy koa, ka ny anarany nataony hoe Abimeleka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vady tsindranony izay tany Sekema dia niteraka zazalahy iray taminy koa, ary ny anarany dia nataony hoe Abimeleka.
malagasy
Ary ny vaditsindranony, izay tany Sekema, dia niteraka zazalahy taminy koa, ka ny anarany nataony hoe Abimeleka.