Judges 8:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia maty i Gideona, zanak’i Joasy, rehefa tratra antitra tsara, ka nalevina tao amin’ny fasan’i Joasy rainy tao Ofran’ny Abiezerita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tratra antitra tsara i Jedeôna, zanak’i Jôasy, vao maty; ary tao amin’ny fasan’i Jôasy rainy izy no nalevina, tao Efràn’i Abiesera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary maty i Gidehôna rehefa tratra antitra tsara ka nalevina tao Hofrà, tanànan’ny tarika abihezerita, tao amin’ny fasan’i Jôasy rainy.
Malagasy Bible 1865
Dia maty Gideona. zanak'i Joasy, rehefa tratrantitra tsara, ka nalevina tao amin'ny fasan'i Joasy rainy tao Ofran'ny Abiezrita izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia maty i Gideona, zanak’i Joasy, rehefa tratra antitra tsara, ka nalevina tao amin’ny fasan’i Joasy rainy tao Ofran’ny Abiezerita.
malagasy
Dia maty Gideona. zanak'i Joasy, rehefa tratrantitra tsara, ka nalevina tao amin'ny fasan'i Joasy rainy tao Ofran'ny Abiezrita izy.