Judges 8:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa maty i Gideona dia nijangajanga nanaraka ireo Baala indray ny Zanak’Israely ka nanao an’i Baala-Berita ho andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony maty i Jedeôna dia nitolo-tena tamin’ireo Baala indray ny zanak’i Israely; ka i Baala-Berita no nataony andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maty i Gidehôna, dia nanompo an’i Bahala indray ny Israelita ary nanao an’i Bahala-Berita ho andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa maty Gideona, dia nijangajanga nanaraka ireo Bala indray ny Zanak'Isiraely ka nanao an'i Bala-berita ho andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa maty i Gideona dia nijangajanga nanaraka ireo Baala* indray ny Zanak’Israely ka nanao an’i Baala-Berita ho andriamaniny.
malagasy
Ary rehefa maty Gideona, dia nijangajanga nanaraka ireo Bala indray ny Zanak'Isiraely ka nanao an'i Bala-berita ho andriamaniny.