Judges 8:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Zanak’Israely dia tsy nahatsiaro NY TOMPO Andriamaniny izay nanafaka azy tamin’ny tanan’ny fahavalony rehetra nanodidina azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy notsarovan’ny zanak’i Israely intsony i Iaveh Andriamanitr’izy ireo, izay nanafaka azy tamin’ny tanan’ny fahavalony rehetra nanodidina azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hadinony ny TOMPO Andriamaniny Izay nanafaka azy tamin’ny fahavalony rehetra nanodidina azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely tsy nahatsiaro an'i Jehovah Andriamaniny, Izay efa namonjy azy tamin'ny tanan'ny fahavalony rehetra nanodidina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Zanak’Israely dia tsy nahatsiaro NY TOMPO Andriamaniny izay nanafaka azy tamin’ny tanan’ny fahavalony rehetra nanodidina azy
malagasy
Ary ny Zanak'Isiraely tsy nahatsiaro an'i Jehovah Andriamaniny, Izay efa namonjy azy tamin'ny tanan'ny fahavalony rehetra nanodidina,sady tsy nanao soa tamin'ny taranak'i Jerobala (na Gideona), araka izay soa rehetra nataon'i Gideona tamin'ny Isiraely, izy.