Judges 8:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady tsy mba nanao soa tamin’ny taranak’i Jerobaala na Gideona, araka ny soa rehetra nataon’i Gideona tamin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tsy nampiseho firaiketam-po tamin’ny taranak’i Jerobaala-Jedeôna araka ny soa rehetra nataony tamin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nanehoany fitiavana koa ny ankohonan’i Jerobahala na Gidehôna, araka ny soa rehetra vitan’i Gidehôna tamin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
sady tsy nanao soa tamin'ny taranak'i Jerobala (na Gideona), araka izay soa rehetra nataon'i Gideona tamin'ny Isiraely, izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady tsy mba nanao soa tamin’ny taranak’i Jerobaala na Gideona, araka ny soa rehetra nataon’i Gideona tamin’ny Israely.
malagasy
sady tsy nanao soa tamin'ny taranak'i Jerobala (na Gideona), araka izay soa rehetra nataon'i Gideona tamin'ny Isiraely, izy.