Judges 8:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nankany Jordana i Gideona dia nita izy sy ny telonjato lahy niaraka taminy, koa na dia efa reraka aza izy dia mbola nanenjika ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga tany Jordany i Jedeôna ary nita azy izy sy ireo telon-jato lahy momba azy; efa sasatra izy nefa mbola nitozo nanenjika ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tonga teo Jôrdàna i Gidehôna sy ireo telonjato lahy niaraka taminy ka niampita. Efa reraka izy ireo nefa mbola nanenjika ny fahavalony ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary Gideona nankany Jordana, ka nita izy sy ny telon-jato lahy teo aminy, na dia efa reraka aza, mbola nanenjika ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nankany Jordana i Gideona dia nita izy sy ny telonjato lahy niaraka taminy, koa na dia efa reraka aza izy dia mbola nanenjika ihany.
malagasy
Ary Gideona nankany Jordana, ka nita izy sy ny telon-jato lahy teo aminy, na dia efa reraka aza, mbola nanenjika ihany.