Judges 8:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy ireo manamboninahitr’i Sokota: Moa efa eo am-pelatananao va i Zebaha sy i Zalmona ankehitriny no homenay mofo ny miaramilanao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navalin’ny lehilahy Sokôta: «Efa voahazon’ny tananao sahady ve ny tanan’i Zebea sy i Salman?a, no hanome mofo izay miaramilanao izahay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’ireo lehibe tao an-tanàna izy ka nataony hoe: –Ahoana moa izahay no hanome hanina ny tafikao? Efa eo ambany fahefànao sahady angaha i Zebaha sy i Tsalmonà?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ireo andrianan'i Sokota: Moa efa voahazon'ny tananao ankehitriny va ny tànan'i Zebaha sy Zalmona, no homenay mofo ny miaramilamao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy ireo manamboninahitr’i Sokota: Moa efa eo am-pelatananao va i Zebaha sy i Zalmona ankehitriny no homenay mofo ny miaramilanao?
malagasy
Fa hoy ireo andrianan'i Sokota: Moa efa voahazon'ny tananao ankehitriny va ny tànan'i Zebaha sy Zalmona, no homenay mofo ny miaramilamao?