Judges 8:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Gideona: Rehefa voatolotry NY TOMPO eo an-tanako i Zebaha sy i Zalmona dia horotidrotehiko amin’ny tsilo avy any an-tany efitra sy ny songosongo ny tenanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jedeôna: «Aoka àry, fa rehefa voatolotr’i Iaveh eo an-tanako kosa i Zebea sy i Salmanà dia hataoko hoto amin’ny tsilo any an’efitra sy amin’ny roy ny nofonareo».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Gedehôna hoe: –Ho hitanareo izany fa rehefa hatolotry ny TOMPO eo an-tanako i Zebaha sy i Tsalmonà, dia horovitiko amin’ny tsilo sy songosongo avy any an-taniefitra ny hoditrareo.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Gideona: Rehefa voatolotr'i Jehovah eo an-tanako Zehaba sy Zalmona, dia handalasiko amin'ny tsilo avy any an-efitra sy ny sampivato ny tenanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Gideona: Rehefa voatolotry NY TOMPO eo an-tanako i Zebaha sy i Zalmona dia horotidrotehiko amin’ny tsilo avy any an-tany efitra sy ny songosongo ny tenanareo.
malagasy
Dia hoy Gideona: Rehefa voatolotr'i Jehovah eo an-tanako Zehaba sy Zalmona, dia handalasiko amin'ny tsilo avy any an-efitra sy ny sampivato ny tenanareo.[Heb. nofonareo]

Recommended Reading