Judges 8:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny tamin’ny mponina tao Penoela koa izy hoe: Raha tafaverina soa amantsara aho dia horavako ity manda avo ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy tamin’ny olona tao Fanoela: «Rehefa avy mandresy aho, dia hofongorako ity tilikambo ity».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa niteny tamin’ny mponina tao Peniela i Gidehôna hoe: –Rehefa hiverina avy mandresy soa aman-tsara aho, dia horavako ny tilikambon’ny tanànanareo.
Malagasy Bible 1865
Dia niteny tamin'ny mponina tao Penoela izy ka nanao hoe: Raha tafaverina soa aman-tsara aho, dia horavako ity tilikambo ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny tamin’ny mponina tao Penoela koa izy hoe: Raha tafaverina soa amantsara aho dia horavako ity manda avo ity.
malagasy
Dia niteny tamin'ny mponina tao Penoela izy ka nanao hoe: Raha tafaverina soa aman-tsara aho, dia horavako ity tilikambo ity.