Judges 9:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny hazo maniry tamin’ny aviavy: Avia ianao ka manjakà aminay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ny aviavy indray no nataon’ny hazo hoe: Avia, ianao hanjaka aminay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa ireo hazo tamin’ny aviavy: ‹Andao ianao hanjaka aminay.›
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny hazo tamin'ny aviavy: Avia ianao ka manjakà aminay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny hazo maniry tamin’ny aviavy: Avia ianao ka manjakà aminay!
malagasy
Ary hoy ny hazo tamin'ny aviavy: Avia ianao ka manjakà aminay.[aviavimbazaha]