Judges 9:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny hazo maniry tamin’ny voaloboka: Avia ianao ka manjakà aminay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ny voaloboka indray no nilazan’ny hazo hoe: Avia ianao hanjaka aminay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa ireo hazo tamin’ny voaloboka: ‹Andao ianao hanjaka aminay.›
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny hazo tamin'ny voaloboka: Avia ianao, ka manjakà aminay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny hazo maniry tamin’ny voaloboka: Avia ianao ka manjakà aminay!
malagasy
Dia hoy ny hazo tamin'ny voaloboka: Avia ianao, ka manjakà aminay.