Judges 9:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny voaloboka taminy: Ho foiko va ny ranoko izay mahafaly ireo andriamanitra sy ny olona ka handeha hitsingevingevina erỳ ambony hazo hafa aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny voaloboka taminy: Ho foiko va ny divaiko, izay mampiravoravo an’Andriamanitra sy ny olombelona, ka handeha hihevingevina erỳ ambonin’ny hazo hafa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly azy ny voaloboka hoe: ‹Dia holaviko ve ny hamokatra divay izay mahafaly an’Andriamanitra sy ny olona, ka handeha hitsingevaheva eny ambonin’ny hazo hafa aho?›
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny voaloboka taminy: Ho foiko va ny ranoko, izay mahafaly an'Andriamanitra sy ny olona, ka handeha hitsingevingevina erỳ ambony hazo aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny voaloboka taminy: Ho foiko va ny ranoko izay mahafaly ireo andriamanitra sy ny olona ka handeha hitsingevingevina erỳ ambony hazo hafa aho?
malagasy
Fa hoy ny voaloboka taminy: Ho foiko va ny ranoko, izay mahafaly an'Andriamanitra sy ny olona, ka handeha hitsingevingevina erỳ ambony hazo aho?