Judges 9:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny hazo maniry rehetra tamin’ny tsilo: Avia ianao ka manjakà aminay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia hoy ny hazo rehetra tamin’ny tsilo milobolobo: Avia ianao hanjaka aminay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Farany, dia ny kirihitra tsilo no nitenenan’ny hazo rehetra hoe: ‹Andao ianao hanjaka aminay.›
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny hazo rehetra tamin'ny tsilo: Avia ianao, ka manjakà aminay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny hazo maniry rehetra tamin’ny tsilo: Avia ianao ka manjakà aminay!
malagasy
Ary hoy ny hazo rehetra tamin'ny tsilo: Avia ianao, ka manjakà aminay.