Judges 9:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, raha marina sy mahitsy ny nataonareo tamin’ny nampanjakanareo an’i Abimeleka, ary raha soa no nataonareo tamin’i Jerobaala sy ny taranany ka novalìnareo araka izay nataon’ny tanany izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny raha marina sy mahitsy no nataonareo, tamin’ny nampanjakanareo an’i Abimeleka; raha soa no nataonareo tamin’i Jerobaala sy ny ankohonany, ary raha araka ny soa vitan’ny tanany no nataonareo taminy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ihany i Jôtama hoe: –Ankehitriny àry, moa rariny sy hitsiny ve ny nataonareo fony nampanjaka an’i Abimelèka ianareo? Mety ve ny nataonareo tamin’i Jerobahala sy ny ankohonany? Araka ny soa vitany taminareo ve no navalinareo azy?
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, raha marina sy mahitsy ny nataonareo tamin'ny nampanjakanareo an'i Abimeleka, ary raha soa no nataonareo tamin'i Jerobala sy ny taranany, ka novalianareo araka izay nataon'ny tànany izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, raha marina sy mahitsy ny nataonareo tamin’ny nampanjakanareo an’i Abimeleka, ary raha soa no nataonareo tamin’i Jerobaala sy ny taranany ka novalìnareo araka izay nataon’ny tanany izy,
malagasy