Judges 9:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny raiko anie no niady ho anareo sady nanao ny ainy tsy ho zavatra ka nanafaka anareo tamin’ny tanan’ny Midianita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa niady ho anareo ny raiko, nanao vy very ny ainy ka nanafaka anareo tamin’ny tanan’i Madiàna izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niady ho anareo ny raiko ka nanao vy very ny ainy mba hanafaka anareo tamin’ny Midianita;
Malagasy Bible 1865
(fa ny raiko niady ho anareo sady nanao ny ainy tsy ho zavatra ka namonjy anareo tamin'ny tanan'ny Midiana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny raiko anie no niady ho anareo sady nanao ny ainy tsy ho zavatra ka nanafaka anareo tamin’ny tanan’ny Midianita,
malagasy
(fa ny raiko niady ho anareo sady nanao ny ainy tsy ho zavatra ka namonjy anareo tamin'ny tanan'ny Midiana;