Judges 9:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa raha marina sy mahitsy ny nataonareo androany tamin’i Jerobaala sy ny zanany, dia mifalia amin’i Abimeleka ianareo, ary aoka hifaly aminareo kosa izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha marina sy mahitsy ny nataonareo androany tamin’i Jerobaala sy ny ankohonany, dia aoka i Abimeleka hampifaly anareo, ary ianareo kosa hampifaly azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha tàhiny rariny sy hitsiny ny nataonareo tamin’i Jerobahala sy ny ankohonany androany, dia hifalianareo anie i Abimelèka ary hifaliany anie ianareo!
Malagasy Bible 1865
koa raha marina sy mahitsy ny nataonareo androany tamin'i Jerobala sy ny zanany, dia mifalia amin'i Abimeleka ianareo, ary aoka izy kosa hifaly aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa raha marina sy mahitsy ny nataonareo androany tamin’i Jerobaala sy ny zanany, dia mifalia amin’i Abimeleka ianareo, ary aoka hifaly aminareo kosa izy!
malagasy
koa raha marina sy mahitsy ny nataonareo androany tamin'i Jerobala sy ny zanany, dia mifalia amin'i Abimeleka ianareo, ary aoka izy kosa hifaly aminareo.