Judges 9:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia riatra nandositra i Jotama ka nankany Bera ary nitoetra tao mba hiery an’i Abimeleka rahalahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa i Joatama ka nitsoaka nandositra; nankany Berà izy ka nonina tany, fa natahotra an’i Abimeleka rahalahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izay dia nitsoaka nandositra nankany Beerà i Jôtama ary nitoetra tany mba hiery an’i Abimelèka rahalahiny.
Malagasy Bible 1865
Dia riatra nandositra Jotama ka nankany Bera ary nitoetra teo mba hiery an'i Abimeleka rahalahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia riatra nandositra i Jotama ka nankany Bera ary nitoetra tao mba hiery an’i Abimeleka rahalahiny.
malagasy
Dia riatra nandositra Jotama ka nankany Bera ary nitoetra teo mba hiery an'i Abimeleka rahalahiny.