Judges 9:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra naniraka fanahy ratsy nampisara-tsaina an’i Abimeleka sy ireo lehibe tao Sekema ka nivadika tamin’i Abimeleka ireo lehibe tao Sekema,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nanirahan’Andriamanitra fanahy ratsy i Abimeleka sy ny mponina tao Sikema, ka nivadika tamin’i Abimeleka ny mponina tao Sikema,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia nisy fanahy mampikorontana nalefan’Andriamanitra tamin’ny mpanjaka sy tamin’ny mponin’i Sekema ka nikomy tamin’i Abimelèka ireo Sekemita.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra dia naniraka fanahy ratsy tamin'i Abimeleka sy ny mponina tao Sekema; ary ny mponina tao Sekema dia nivadika nahafoy an'i Abimeleka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra naniraka fanahy ratsy nampisara-tsaina an’i Abimeleka sy ireo lehibe tao Sekema ka nivadika tamin’i Abimeleka ireo lehibe tao Sekema,
malagasy
Andriamanitra dia naniraka fanahy ratsy tamin'i Abimeleka sy ny mponina tao Sekema; ary ny mponina tao Sekema dia nivadika nahafoy an'i Abimeleka,