Judges 9:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hitsingerenan’ny loza natao tamin’ny zanak’i Jerobaala fitopolo lahy ka hanody an’i Abimeleka rahalahiny ny rany tamin’ny namonoany azy, sy hanody an’ireo lehibe tao Sekema izay nanainga ny tanany hamono ny rahalahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hivaly ny heloka natao tamin’ny zanak’i Jerobaala fitopolo lahy, ka samy hianjeran’ny rany i Abimeleka rahalahiny, izay namono azy, sy ny mponina tao Sikema izay nanampy an’io hamono ny rahalahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no ho valin’ny herisetra nataon’i Abimelèka tamin’ny fitopolo lahy zanak’i Jerobahala sy ho todin’ny ran’ny rahalahiny izay novonoiny, sady hamaliana ireo mponin’i Sekema izay niara-nitsikombakomba taminy.
Malagasy Bible 1865
mba hitsingerenan'ny loza natao tamin'ny namonoana ny zanak'i Jerobala fito-polo lahy ka hanody an'i Abimeleka rahalahiny izay namono azy, sy ny mponina tao Sekema, izay nampahery ny tànany hamono ny rahalahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hitsingerenan’ny loza natao tamin’ny zanak’i Jerobaala fitopolo lahy ka hanody an’i Abimeleka rahalahiny ny rany tamin’ny namonoany azy, sy hanody an’ireo lehibe tao Sekema izay nanainga ny tanany hamono ny rahalahiny.
malagasy
mba hitsingerenan'ny loza natao tamin'ny namonoana ny zanak'i Jerobala fito-polo lahy ka hanody an'i Abimeleka rahalahiny izay namono azy, sy ny mponina tao Sekema, izay nampahery ny tànany hamono ny rahalahiny.[Heb. ran']