Judges 9:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tao i Gala, zanak’i Ebeda, sy ny rahalahiny, ka nankany Sekema, ary natoky azy ny mponina tao Sekema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tonga niaraka tamin’ny rahalahiny i Gaala, zanak’i Obeda, ka nankany Sikema izy. Natoky azy ny mponina tao Sikema,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro dia tonga tao Sekema i Gahala zanakalahin’i Hebeda, sy ireo rahalahiny; ary nametraka fitokiana taminy ny mponin’i Sekema.
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tao Gala, zanak'i Ebeda, sy ny rahalahiny ka nankany Sekema, ary ny mponina tao Sekema natoky azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tao i Gala, zanak’i Ebeda, sy ny rahalahiny, ka nankany Sekema, ary natoky azy ny mponina tao Sekema.
malagasy
Dia tonga tao Gala, zanak'i Ebeda, sy ny rahalahiny ka nankany Sekema, ary ny mponina tao Sekema natoky azy.