Judges 9:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nivoaka ho any an-tsaha izy ireo ka nioty ny voalobony dia nanosihosy azy sady nikorana; avy eo ireo dia niditra tao amin’ny tempolin’ny andriamaniny ary nihinana sy nisotro sady nanozona an’i Abimeleka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nivoaka nankany an-tsaha izy ireo: nioty ny voalobony, namoritra azy, nanao fety, ary niditra tany an-tranon’ny andriamaniny, nihinana sy nisotro, ary nanozona an’i Abimeleka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandeha nioty voaloboka tany an-tsaha ny Sekemita, ary nanosihosy voaloboka, dia nanomana fety. Nankany amin’ny tempolin’ny andriamaniny izy ary nisotro sy nihinana sady nanozona an’i Abimelèka.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka ho any an-tsaha izy ka nioty ny voalobony ary nanosihosy azy, dia nanao fanati-piderana ka niditra tao an-tranon'ny andriamaniny izy, dia nihinana sy nisotro ary nanozona an'i Abimeleka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Dia nivoaka ho any an-tsaha izy ka nioty ny voalobony ary nanosihosy azy, dia nanao fanati-piderana ka niditra tao an-tranon'ny andriamaniny izy, dia nihinana sy nisotro ary nanozona an'i Abimeleka.