Judges 9:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enga anie ka ho eo ambanin’ny fahefako ireto olona ireto, dia hesoriko i Abimeleka! Dia hoy izy tamin’i Abimeleka: Hamaroy ny miaramilanao ka mivoaha hiady!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana re no tsy izaho no lehiben’ireto vahoaka ireto? Horoahiko mihitsy i Abimeleka». Dia hoy izy tamin’i Abimeleka: «Hamaroy ny miaramilanao, ka mivoaha».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Enga anie ka ho eo ambony fahefàko ny vahoaka sekemita, dia haongako i Abimelèka! Avy eo i Gahala dia nanao tamin’i Abimelèka hoe: –Hamaroy ny tafikao, ka mivoaha hiady amiko!
Malagasy Bible 1865
Ary enga anie ka ho eo ambanin'ny tanako ireto olona ireto! dia hesoriko Abimeleka. Dia hoy izy tamin'i Abimeleka: Hamaroy ny miaramilanao ka mivoaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enga anie ka ho eo ambanin’ny fahefako ireto olona ireto, dia hesoriko i Abimeleka! Dia hoy izy tamin’i Abimeleka: Hamaroy ny miaramilanao ka mivoaha hiady!
malagasy
Ary enga anie ka ho eo ambanin'ny tanako ireto olona ireto! dia hesoriko Abimeleka. Dia hoy izy tamin'i Abimeleka: Hamaroy ny miaramilanao ka mivoaha.