Judges 9:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nilaza ny momba azy teo anatrehan’ireo lehibe rehetra tao Sekema ireo anadahin-dreniny ka nitondra izany teny rehetra izany, dia nirona tamin’i Abimeleka ny fony, fa hoy izy ireo: Rahalahintsika izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nolazain’ireo anadahin-dreniny avokoa izany teny rehetra momba azy izany, ho henon’ny mponina rehetra tao Sikema; ka nitongilana tamin’i Abimeleka ny fon’izy ireo, fa nifampilaza hoe: «Rahalahintsika izy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa ireto anadahin-drenin’i Abimelèka namerina izany teny rehetra izany tamin’ireo mponin’i Sekema. Koa nanapa-kevitra ireo fa homba an’i Abimelèka satria havany ihany izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anadahin-dreniny nilaza azy teo anatrehan'ny mponina rehetra tao Sekema ka nanao izany teny rehetra izany; koa ny fon'ireo dia ta-hanaraka an'i Abimeleka, fa hoy izy: Rahalahintsika izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary ny anadahin-dreniny nilaza azy teo anatrehan'ny mponina rehetra tao Sekema ka nanao izany teny rehetra izany; koa ny fon'ireo dia ta-hanaraka an'i Abimeleka, fa hoy izy: Rahalahintsika izy.