Judges 9:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ren’i Zebola, governoran’ny tanàna, ny tenin’i Gala, zanak’i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandre ny vavan’i Gaala, zanak’i Obeda, i Zebola, governoran’ny tanàna ka nirehitra ny fahatezerany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony ren’i Zebola governoran’ny tanàna ireo tenin’i Gahala zanakalahin’i Hebeda, dia tezitra izy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'i Zebola, komandin'ny tanàna, ny tenin'i Gala, zanak'i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ren’i Zebola, governoran’ny tanàna, ny tenin’i Gala, zanak’i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany.
malagasy
Ary rehefa ren'i Zebola, komandin'ny tanàna, ny tenin'i Gala, zanak'i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany.