Judges 9:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandefa iraka mangingina ho any amin’i Abimeleka izy hilaza hoe: Indro, tonga ato Sekema i Gala, zanak’i Ebeda, sy ny rahalahiny; ary indro, manainga ny ato an-tanàna hikomy aminao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandefa iraka mangigìna tany amin’i Abimeleka izy, hilaza aminy hoe: «Indro i Gaala, zanak’i Obeda, tonga eto Sikema, miaraka amin’ny rahalahiny, ka mandrendrika ny tanàna hiodina aminao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nandefa iraka miafina ho any amin’i Abimelèka izy hanao hoe: –Indro tonga eto Sekema i Gahala, zanakalahin’i Hebeda, sy ireo rahalahiny ka manainga ny eto an-tanàna hikomy aminao.
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka olona mangingina tany amin'i Abimeleka izy hanao hoe: Indro, Gala, zanak'i Ebeda, sy ny rahalahiny dia tonga ato Sekema; ary, indro, mandrendrika ny ato an-tanàna hiodina aminao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandefa iraka mangingina ho any amin’i Abimeleka izy hilaza hoe: Indro, tonga ato Sekema i Gala, zanak’i Ebeda, sy ny rahalahiny; ary indro, manainga ny ato an-tanàna hikomy aminao izy.
malagasy
Dia naniraka olona mangingina tany amin'i Abimeleka izy hanao hoe: Indro, Gala, zanak'i Ebeda, sy ny rahalahiny dia tonga ato Sekema; ary, indro, mandrendrika ny ato an-tanàna hiodina aminao izy.