Judges 9:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, miaingà amin’ny alina ianao sy ny vahoaka miaraka aminao ka manaova vela-pandrika any an-tsaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa miarena mbola alina ianao sy ny vahoaka eo aminao, avia hanotrika any an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao anio alina izao ihany dia miaingà ianao sy ny tafikao ka miafena any an-tsaha.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, miaingà alina ianao sy ny vahoaka eo aminao, ka manotreha any an-tsaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, miaingà amin’ny alina ianao sy ny vahoaka miaraka aminao ka manaova vela-pandrika any an-tsaha.
malagasy
Koa ankehitriny, miaingà alina ianao sy ny vahoaka eo aminao, ka manotreha any an-tsaha.