Judges 9:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga tamin’ny alina i Abimeleka sy ny vahoaka rehetra niaraka taminy ka nanao vela-pandrika efa-toko tandrifin’i Sekema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga mbola alina i Abimeleka sy ny vahoaka momba azy, ka nanao otrika tao akaikin’i Sikema, nizara efa-toko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga i Abimelèka sy ny tafika manontolo mpomba azy nony alina, ka nizara ho antokony efatra ary nandeha niafina tao akaikin’i Sekema.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga alina Abimeleka sy ny vahoaka rehetra teo aminy ka nanao otrika efa-toko tandrifin'i Sekema,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga tamin’ny alina i Abimeleka sy ny vahoaka rehetra niaraka taminy ka nanao vela-pandrika efa-toko tandrifin’i Sekema.
malagasy
Dia niainga alina Abimeleka sy ny vahoaka rehetra teo aminy ka nanao otrika efa-toko tandrifin'i Sekema,