Judges 9:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Zebola taminy: Aiza ny vavanao izay niteny hoe: Iza moa i Abimeleka, no hotompointsika? Tsy ireo va no olona izay nohamavoinao? Mivoaha ankehitriny ka miadia aminy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Zebola taminy: «Fa aiza re ilay vavanao nanao hoe: Iza moa i Abimeleka no hotompointsika? Moa tsy ireo indrindra va no olona nesoinao? Mivoaha amin’izao, ka miadia aminy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly azy indray i Zebola hoe: –Aiza amin’izay ity vavanao nilaza taminay hoe: «Iza moa i Abimelèka no hotompointsika?» Ka tsy ireo ve ny tafika novingavingainao? Koa miaingà ianao ankehitriny hiady aminy!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Zebola taminy: Aiza ny vavanao izay niteny hoe: Iza moa Abimeleka, no hotompointsika? Tsy ireo va no olona izay nohamavoinao? Mivoaha ankehitriny ka miadia aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Zebola taminy: Aiza ny vavanao izay niteny hoe: Iza moa i Abimeleka, no hotompointsika? Tsy ireo va no olona izay nohamavoinao? Mivoaha ankehitriny ka miadia aminy!
malagasy
Dia hoy Zebola taminy: Aiza ny vavanao izay niteny hoe: Iza moa Abimeleka, no hotompointsika? Tsy ireo va no olona izay nohamavoinao? Mivoaha ankehitriny ka miadia aminy.