Judges 9:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga i Gala ka nitarika ny mponina tao Sekema ary niady tamin’i Abimeleka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka nitarika ny olona tao Sikema i Gaala, ka niady tamin’i Abimeleka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivoaka ny tanàna i Gahala nitarika ny mponin’i Sekema, ka niady tamin’i Abimelèka.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka teo anoloan'ny mponina tao Sekema Gala ka niady tamin'i Abimeleka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga i Gala ka nitarika ny mponina tao Sekema ary niady tamin’i Abimeleka.
malagasy
Dia nivoaka teo anoloan'ny mponina tao Sekema Gala ka niady tamin'i Abimeleka.