Judges 9:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanenjika azy i Abimeleka ka nandositra teo anoloany izy ary maro ny faty niampatrampatra hatreny anoloan’ny vavahady aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nenjehin’i Abimeleka i Gaala ka vaky nandositra teo anoloany, ary maro ny olona maty novonoiny, hatrany anoloan’ny vavahady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary voatery nandositra izy fa nenjehin’i Abimelèka. Maro ireo maty niampatrampatra mandra-pahatongany teny am-bavahadin’ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Dia nanenjika azy Abimeleka, ary nandositra teo anoloany izy, ka maro ny faty niampatrampatra hatreny anoloan'ny vavahady aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanenjika azy i Abimeleka ka nandositra teo anoloany izy ary maro ny faty niampatrampatra hatreny anoloan’ny vavahady aza.
malagasy
Dia nanenjika azy Abimeleka, ary nandositra teo anoloany izy, ka maro ny faty niampatrampatra hatreny anoloan'ny vavahady aza.