Judges 9:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Abimeleka dia nonina tany Aroma. Ary nandroaka an’i Gala sy ny rahalahiny i Zebola mba tsy honina any Sekema intsony ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nijanona tao Romà i Abimeleka, ary i Zebola kosa nandroaka an’i Gaala sy ny rahalahiny, izay tsy nahazo nonina tao Sikema intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Abimelèka dia nandeha nipetraka tao Aromà; fa i Zebola kosa nandroaka an’i Gahala sy ny rahalahiny tao Sekema mba tsy honina ao intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary Abimeleka nonina tany Aroma; ary Zebola nandroaka an'i Gala sy ny rahalahiny mba tsy honina any Sekema intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Abimeleka dia nonina tany Aroma. Ary nandroaka an’i Gala sy ny rahalahiny i Zebola mba tsy honina any Sekema intsony ireo.
malagasy
Ary Abimeleka nonina tany Aroma; ary Zebola nandroaka an'i Gala sy ny rahalahiny mba tsy honina any Sekema intsony.