Judges 9:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitson’iny dia nivoaka ny tanàna ho any an-tsaha ny olona ary nisy nanambara izany tamin’i Abimeleka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso, nivoaka nankany an-tsaha ny vahoaka. Nandre izany i Abimeleka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitson’iny, dia niomana ho any an-tsaha ny mponina tao Sekema, ka nampandrenesina izany i Abimelèka.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitson'iny dia nivoaka ho ratsy any an-tsaha ny olona; ary nolazaina tamin'i Abimeleka izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitson’iny dia nivoaka ny tanàna ho any an-tsaha ny olona ary nisy nanambara izany tamin’i Abimeleka.
malagasy
Ary nony ampitson'iny dia nivoaka ho ratsy any an-tsaha ny olona; ary nolazaina tamin'i Abimeleka izany,