Judges 9:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naka ny olony izy ka nizara azy ho telo toko ary nanao vela-pandrika tany an-tsaha. Rehefa hitany fa indreo, nivoaka avy tao an-tanàna ny olona, dia nitsangana hiady aminy izy ka namely azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia naka ny miaramilany, sy nizara azy ho antokony telo, ary nanao otrika tany an-tsaha. Vao nahita ny vahoaka nivoaka ny tanàna izy, dia nitsangana hamely azy, ka nandresy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nalain’i Abimelèka ny tafiny ka nozarainy ho antokony telo, dia niafina tany an-tsaha izy. Ary rehefa hitany fa indreny ny olona nivoaka avy tao Sekema, dia nipoitra hamely azy izy.
Malagasy Bible 1865
Dia naka ny vahoaka izy ka nizara azy ho telo toko ary nanotrika tany an-tsaha; dia nijery izy, ka, indreo, ny olona nivoaka avy tao an-tanàna; dia nitsangana hiady aminy izy ka namely azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naka ny olony izy ka nizara azy ho telo toko ary nanao vela-pandrika tany an-tsaha. Rehefa hitany fa indreo, nivoaka avy tao an-tanàna ny olona, dia nitsangana hiady aminy izy ka namely azy.
malagasy
Dia naka ny vahoaka izy ka nizara azy ho telo toko ary nanotrika tany an-tsaha; dia nijery izy, ka, indreo, ny olona nivoaka avy tao an-tanàna; dia nitsangana hiady aminy izy ka namely azy.