Judges 9:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namely ny tanàna mandritra izany andro izany i Abimeleka dia nahazo azy ka namono ny olona tao. Noravany ny tanàna sady nofafazany sira.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nananika ny tanàna iny tontolo andro iny i Abimeleka dia afany, ka ny vahoaka tao novonoiny, ary ny tanàna nofongorany sady nofafazany sira.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanohy ny ady tao an-tanàna i Abimelèka ny tontolo andro ka nahazo ny tanàna sy nandringana ny olona rehetra tao; dia noravany ny tanàna ary nofafazany sira ilay toerana.
Malagasy Bible 1865
Ary Abimeleka namely ny tanàna mandritra izany andro izany, dia nahafaka ny tanàna ka namono ny olona tao; ary noravany ny tanàna sady nofafazany sira.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namely ny tanàna mandritra izany andro izany i Abimeleka dia nahazo azy ka namono ny olona tao. Noravany ny tanàna sady nofafazany sira.
malagasy
Ary Abimeleka namely ny tanàna mandritra izany andro izany, dia nahafaka ny tanàna ka namono ny olona tao; ary noravany ny tanàna sady nofafazany sira.