Judges 9:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nandre izany ireo lehibe rehetra tao Migdala-Sekema dia niditra tao amin’ny efitrano fierena tao ambanin’ny tempolin’i Ely-Berita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany ny olona rehetra tao amin’ny tilikambo tao Sikema, dia nankao amin’ny fitoerana mimanda amin’ny tranon’ny andriamanitra Berita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa ren’ny mponina rehetra tao Migdala-Sekema izany, dia niditra tao amin’ny efitrano fierena tao ambanin’ny tempolin’i Bahala-Berita izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nandre izany ny olona rehetra tao amin'ny tilikambo tao Sekema, dia niditra tao amin'ny efi-trano fierena tao an-tranon'i Berita andriamaniny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nandre izany ireo lehibe rehetra tao Migdala-Sekema dia niditra tao amin’ny efitrano fierena tao ambanin’ny tempolin’i Ely-Berita.
malagasy
Ary nony nandre izany ny olona rehetra tao amin'ny tilikambo tao Sekema, dia niditra tao amin'ny efi-trano fierena tao an-tranon'i Berita andriamaniny izy.