Judges 9:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy nilaza tamin’i Abimeleka fa tafangona tao Migdala-Sekema ireo lehibe rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Abimeleka kosa, nony nampandrenesina fa hoe, ny mponina rehetra tamin’ny tilikambon’i Sikema, dia tafavory tao avokoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy nampandre an’i Abimelèka fa tafangona miafina ao ny mponina rehetra tao Migdala-Sekema.
Malagasy Bible 1865
Ary nolazaina tamin'i Abimeleka fa tafangona tao amin'ny tilikambo tao Sekema ny olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy nilaza tamin’i Abimeleka fa tafangona tao Migdala-Sekema ireo lehibe rehetra.
malagasy
Ary nolazaina tamin'i Abimeleka fa tafangona tao amin'ny tilikambo tao Sekema ny olona rehetra.