Judges 9:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha nankany Tebeza i Abimeleka, ary nitoby tandrifin’i Tebeza ka nahazo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha hamely an’i Tebesa i Abimeleka, ka nanao fahirano an’i Tebesa sy nahafaka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nankany Tebetsa i Abimelèka, ary nanao fahirano ny tanàna ka nahazo azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha Abimeleka nankany Tebeza ary nitoby tandrifin'i Tebeza ka nahafaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha nankany Tebeza i Abimeleka, ary nitoby tandrifin’i Tebeza ka nahazo azy.
malagasy
Dia nandeha Abimeleka nankany Tebeza ary nitoby tandrifin'i Tebeza ka nahafaka azy.