Judges 9:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga teo amin’ilay manda avo i Abimeleka ka namely azy, ary nanatona ny varavaran’ny manda avo izy mba handoro azy amin’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandroso teo amin’ny tilikambo i Abimeleka, dia namely azy, sy nanatona ny varavaran’ny tilikambo mba handoro azy amin’ny afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tonga hatrany amin’ny tilikambo i Abimelèka mba hamely izany; dia nanatona teo am-baravarana izy mba handoro ilay tilikambo.
Malagasy Bible 1865
Ary Abimeleka nankany amin'ny tilikambo ka namely azy, dia nanatona ny varavaran'ny tilikambo izy handoro azy amin'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga teo amin’ilay manda avo i Abimeleka ka namely azy, ary nanatona ny varavaran’ny manda avo izy mba handoro azy amin’ny afo.
malagasy
Ary Abimeleka nankany amin'ny tilikambo ka namely azy, dia nanatona ny varavaran'ny tilikambo izy handoro azy amin'ny afo.