Judges 9:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nisy vehivavy iray nanjera vato fikosoham-bary tamin’ny lohan’i Abimeleka ka nahavaky ny karandohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nozeran’ny vehivavy anankiray, vakim-bato fikosoham-bary ny lohan’i Abimeleka, ka vaky terỳ ny karandohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nisy vehivavy iray nanjera vato lehibe iray teo an-dohany ka nahavaky ny karandohany.
Malagasy Bible 1865
Fa nisy vehivavy anankiray, nanjera vato fikosoham-bary tamin'ny lohan'i Abimeleka ka nahavaky ny karan-dohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nisy vehivavy iray nanjera vato fikosoham-bary tamin’ny lohan’i Abimeleka ka nahavaky ny karandohany.
malagasy
Fa nisy vehivavy anankiray, nanjera vato fikosoham-bary tamin'ny lohan'i Abimeleka ka nahavaky ny karan-dohany.[Heb. vato ambony]