Judges 9:55 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’ny lehilahin’ny Israely fa maty i Abimeleka dia samy lasa nandeha ho any amin’ny fonenany avy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’ny lehilahy amin’i Israely fa maty i Abimeleka, dia samy nody ho any an-tranony avy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa hitan’ny vatan-dehilahy israelita fa maty i Abimelèka, dia samy nody any amin’ny fonenany avy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan'ny lehilahy amin'ny Isiraely fa maty Abimeleka, dia samy lasa nandeha ho any amin'ny fonenany avy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’ny lehilahin’ny Israely fa maty i Abimeleka dia samy lasa nandeha ho any amin’ny fonenany avy izy.
malagasy
Ary rehefa hitan'ny lehilahy amin'ny Isiraely fa maty Abimeleka, dia samy lasa nandeha ho any amin'ny fonenany avy izy.