Judges 9:56 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no namalian’Andriamanitra ny ratsy nataon’i Abimeleka, izay nataony tamin’ny rainy, tamin’ny namonoany ny rahalahiny fitopolo lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nampianjeran’Andriamanitra tamin’i Abimeleka ny ratsy nataony tamin-drainy, tamin’ny namonoany ny rahalahiny fitopolo lahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no namalian’Andriamanitra an’i Abimelèka noho ny ratsy nataony tamin’ny rainy fony izy namono nahafaty ireo rahalahiny fitopolo.
Malagasy Bible 1865
Izany no namalian'Andriamanitra ny ratsy nataon'i Abimeleka, izay efa nataony tamin'ny rainy tamin'ny namonoany ny rahalahiny fito-polo lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no namalian’Andriamanitra ny ratsy nataon’i Abimeleka, izay nataony tamin’ny rainy, tamin’ny namonoany ny rahalahiny fitopolo lahy.
malagasy
Izany no namalian'Andriamanitra ny ratsy nataon'i Abimeleka, izay efa nataony tamin'ny rainy tamin'ny namonoany ny rahalahiny fito-polo lahy.Ary ny ratsy rehetra nataon'ny mponina tao Sekema dia natsingerin'Andriamanitra tamin'ny lohany avokoa, ka dia nihatra taminy ilay fanozonana nataon'i Jotama, zanak'i Jerobala.